Esther 9:32 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tenin’i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin’ny boky izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny baikon’i Estera no nampijoro ireo zavatra fanao amin’ny Porîma ireo, ary voasoratra tao amin’ny boky izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tenin'i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin'ny boky izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tenin’i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin’ny boky izany.
malagasy
Ary ny tenin'i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin'ny boky izany.