Esther 9:4 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria i Mordekay dia tonga lehibe tao amin’ny tranon’ny mpanjaka ary niely tany amin’ny fari-piadidiana rehetra ny lazany. Nitombo voninahitra hatrany io lehilahy Mordekay io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambony toerana tao an-dapa manko i Môrdôkay sady niely laza eran’ny faritany rehetra, satria nisondrotra hatrany ny lehilahy.
Malagasy Bible 1865
Fa Mordekay dia lehibe tao an-tranon'ny mpanjaka, ary ny lazany niely tany amin'ny isan-tokony eran'ny fanjakana; fa nitombo sy nisandratra ihany io lehilahy Mordekay io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria i Mordekay dia tonga lehibe tao amin’ny tranon’ny mpanjaka ary niely tany amin’ny fari-piadidiana rehetra ny lazany. Nitombo voninahitra hatrany io lehilahy Mordekay io.
malagasy