Esther 9:5 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasian’ny Jiosy ny fahavalony rehetra ka nokapainy sabatra sy novonoiny ary naringany; nahazo nanatanteraka izay sitraky ny fony tamin’izay nankahala azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasian’ny Jiosy ny fahavalony rehetra ka nokapainy sabatra sy novonoiny ary naringany; nataony araka izay sitraky ny fony tokoa ireo mpankahala azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nasian'ny Jiosy ny fahavalony rehetra ka nokapainy sabatra sy novonoiny ary naringany, fa nahazo nanao araka izay sitraky ny fony tamin'izay nankahala azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasian’ny Jiosy ny fahavalony rehetra ka nokapainy sabatra sy novonoiny ary naringany; nahazo nanatanteraka izay sitraky ny fony tamin’izay nankahala azy izy ireo.
malagasy