Esther 9:6 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tany Sosana, tanàna mimanda, aza, ny Jiosy dia nahavono sy naharingana dimanjato lahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao Sosany renivohitra aza dia dimanjato lahy no maty naringan’ny Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tany Sosana, tanàna mimanda, aza, ny Jiosy dia nahavono sy naharingana dimanjato lahy,
malagasy
Ary tany Sosana renivohitra aza ny Jiosy dia nahavono sy naharingana diman-jato lahy;