Exodus 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izany, satria natahotra an’Andriamanitra ireo mpampivelona, dia nomen’Andriamanitra taranaka izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambinin’Andriamanitra ny fianakavian’ny mpampivelona noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nomeny fara aman-dimby satria natahotra Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany, satria natahotra an'Andriamanitra ny mpampivelona dia nomen'Andriamanitra zanaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izany, satria natahotra an’Andriamanitra ireo mpampivelona, dia nomen’Andriamanitra taranaka izy.
malagasy
Ary tamin'izany, satria natahotra an'Andriamanitra ny mpampivelona dia nomen'Andriamanitra zanaka izy.Dia nandidy ny vahoakany rehetra Farao ka nanao hoe: Ny zazalahy rehetra izay teraka dia ario an'i Neily, fa ny zazavavy rehetra kosa no velomy.