Exodus 10:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho araka izany anefa, fa mandehana ianareo lehilahy lehibe ka manompoa NY TOMPO fa izany no tadiavinareo. Ary noroahina hiala teo anatrehan’i Farao izy roa lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia, ianareo lehilahy no mandehana ka manompoa an’i Iaveh, fa izany ihany no angatahinareo.» Dia noroahina hiala teo anatrehan’i Faraôna izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy raikitra izany. Ianareo lehilahy no aoka handeha hanao fanompoam-pivavahana amin’ny TOMPO, fa izay ihany no tadiavinareo. Dia noroahina hiala teo anatrehan’ny Farao izy roa lahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy izany, fa mandehana ianareo lehilahy lehibe ka manompoa an'i Jehovah, fa izany no tadiavinareo. Ary izy roa lahy dia noroahina hiala teo anatrehan'i Farao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho araka izany anefa, fa mandehana ianareo lehilahy lehibe ka manompoa NY TOMPO fa izany no tadiavinareo. Ary noroahina hiala teo anatrehan’i Farao izy roa lahy.
malagasy
Tsy izany, fa mandehana ianareo lehilahy lehibe ka manompoa an'i Jehovah, fa izany no tadiavinareo. Ary izy roa lahy dia noroahina hiala teo anatrehan'i Farao.