Exodus 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny valala dia niakatra ho amin’ny tany Ejipta manontolo, dia nipetraka manerana ny tany Ejipta manontolo; natevina dia natevina izany ka tsy nisy valala toy izany tany aloha, ary any aorianany koa dia tsy hisy toy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niakatra amin’ny tany Ejipta ny valala dia nipetraka tamin’ny faritanin’i Ejipta manontolo. Loza ny habetsahany, fa tsy mbola nisy izay toy izany, ary tsy hisy intsony koa ny toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niparitaka nanerana an’i Ejipta ireny ka nipetraka tamin’ny faritra rehetra. Betsaka loatra ny valala ka tsy mbola nisy toa izany na tany aloha na taty aoriana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny valala niakatra ho amin'ny tany Egypta rehetra, dia nipetraka nanerana ny tany Egypta rehetra; ary nampahory indrindra ireny, ka tsy nisy valala toy izany tany aloha, ary ato aoriany koa tsy hisy toy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny valala dia niakatra ho amin’ny tany Ejipta manontolo, dia nipetraka manerana ny tany Ejipta manontolo; natevina dia natevina izany ka tsy nisy valala toy izany tany aloha, ary any aorianany koa dia tsy hisy toy izany.
malagasy