Exodus 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Arona haingana i Farao ka niteny hoe: Efa nanota tamin’NY TOMPO Andriamanitrareo sy taminareo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nampanalain’i Faraôna faingana i Môizy sy i Aarôna nilazany hoe: «Efa nanota tamin’i Iaveh Andriamanitrareo sy taminareo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso an’i Mosesy sy i Aharôna haingana ny Farao ka nanao taminy hoe: –Diso tamin’ny TOMPO Andriamanitrareo sy taminareo aho.
Malagasy Bible 1865
Ary Farao dia nampaka an'i Mosesy sy Arona faingana ka nanao hoe: Efa nanota tamin'i Jehovah Andriamanitrareo sy taminareo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampiantso an’i Mosesy sy i Arona haingana i Farao ka niteny hoe: Efa nanota tamin’NY TOMPO Andriamanitrareo sy taminareo aho.
malagasy
Ary Farao dia nampaka an'i Mosesy sy Arona faingana ka nanao hoe: Efa nanota tamin'i Jehovah Andriamanitrareo sy taminareo aho.