Exodus 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, miangavy anao aho, mamelà ny fahotako izao indray mandeha izao ihany ka mifonà amin’NY TOMPO Andriamanitrareo mba hampialany amiko izao zava-doza iray loha izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa mbola avelao re ny fahotako, fa ity indray mandeha ity ihany. Mangataha amin’i Iaveh Andriamanitrareo mba hanafahany ahy ahay, amin’ity loza mahafaty ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba mamelà ny heloko amin’ity indray mandeha ity, ary mangataha amin’ny TOMPO Andriamanitrareo mba hanesorany amiko izao loza mahatsiravina izao.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, masìna ianao mamela ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin'i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, miangavy anao aho, mamelà ny fahotako izao indray mandeha izao ihany ka mifonà amin’NY TOMPO Andriamanitrareo mba hampialany amiko izao zava-doza iray loha izao.
malagasy
Ary ankehitriny, masìna ianao mamela ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin'i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja.