Exodus 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo amin’i Farao izy ka nifona tamin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala avy ao amin’i Faraôna i Môizy, dia nangataka tamin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo anatrehan’ny Farao i Mosesy ary mangataka tamin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia niala teo amin'i Farao izy ka nangataka tamin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo amin’i Farao izy ka nifona tamin’NY TOMPO.
malagasy
Dia niala teo amin'i Farao izy ka nangataka tamin'i Jehovah.