Exodus 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa NY TOMPO nanamafy ny fon’i Farao ka tsy namela ny Zanak’Israely handeha ihany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohamafisin’i Iaveh anefa ny fon’i Faraôna ka tsy nalefan’i Faraôna nandeha ny zanak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa ny TOMPO mbola manamafy fo ny Farao ka tsy nandefa ny Israelita izy.
Malagasy Bible 1865
Nefa Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nandefa ny Zanak'Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa NY TOMPO nanamafy ny fon’i Farao ka tsy namela ny Zanak’Israely handeha ihany izy.
malagasy
Nefa Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nandefa ny Zanak'Isiraely izy.