Exodus 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nifankahita ny olona ary tsy nisy nihetsika tamin’izay nitoerany nandritra ny hateloana. Fa ny Zanak’Israely rehetra kosa dia nanana ny mazava teo amin’ny fonenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nifankahita izy ireo ary tsy nisy niainga niala tamin’ny toerana nisy azy nandritra ny hateloana; fa ny zanak’i Israely kosa nahazo mazava teo amin’izay toerana nonenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy afaka mifankahita ny Ejiptianina mandritra ny telo andro, ka tsy nisy nihetsika tao an-tranony. Fa teo amin’ny fonenan’ny Israelita rehetra kosa dia nisy mazava.
Malagasy Bible 1865
koa tsy mba nifankahita ny olona, na niala tamin'izay nitoerany, hateloana; fa ny Zanak'Isiraely rehetra kosa nisy mazava teo amin'ny fonenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nifankahita ny olona ary tsy nisy nihetsika tamin’izay nitoerany nandritra ny hateloana. Fa ny Zanak’Israely rehetra kosa dia nanana ny mazava teo amin’ny fonenany.
malagasy
koa tsy mba nifankahita ny olona, na niala tamin'izay nitoerany, hateloana; fa ny Zanak'Isiraely rehetra kosa nisy mazava teo amin'ny fonenany.