Exodus 10:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy i Mosesy: Ianao no hanome ho eto an-tananay izay hatao fanatitra halatsa-dra sy fanatitra dorana manontolo hatolotray ho an’NY TOMPO Andriamanitray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Môizy: «Tsy maintsy atolotrao eo an-tananay izay hataonay sorona sy sorona dorana amin’i Iaveh Andriamanitray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namaly azy i Mosesy hoe: –Tsia, fa ianao mihitsy no hanolotra eo an-tananay ny biby hataonay sorom-pihavanana sy sorona dorana manontolo amin’ny TOMPO Andriamanitray.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy: Hianao no hanolotra eto an-tananay izay fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà haterinay ho an'i Jehovah Andriamanitray;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy i Mosesy: Ianao no hanome ho eto an-tananay izay hatao fanatitra halatsa-dra sy fanatitra dorana manontolo hatolotray ho an’NY TOMPO Andriamanitray.
malagasy
Ary hoy Mosesy: Hianao no hanolotra eto an-tananay izay fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà haterinay ho an'i Jehovah Andriamanitray;