Exodus 10:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa NY TOMPO nanamafy ny fon’i Farao ka tsy nety namela ny olona handeha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohamafisin’i Iaveh anefa ny fon’i Faraôna, ka tsy nety nandefa azy ireo i Faraôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny TOMPO manamafy fo ny Farao ka tsy mety handefa ny Israelita izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah dia nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nety nandefa azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa NY TOMPO nanamafy ny fon’i Farao ka tsy nety namela ny olona handeha izy.
malagasy
Ary Jehovah dia nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nety nandefa azy izy.