Exodus 10:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Farao tamin’i Mosesy: Mialà amiko! Tandremo! Aza mahita ny tavako intsony ianao; fa amin’izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Faraôna tamin’i Môizy: «Mialà amiko eto. Ary tandremo fandrao mitranga atỳ anatrehako atỳ intsony, fa izay andro hitranganao atỳ anatrehako dia ho faty ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Farao tamin’i Mosesy: –Mandehana miala eto! Ary tandremo mba tsy hiseho eto amiko intsony; fa raha sanatria miverina eto amiko ianao dia maty!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Farao taminy: Mialà amiko; koa mitandrema, fa aoka tsy hahita ny tavako intsony ianao; fa amin'izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Farao tamin’i Mosesy: Mialà amiko! Tandremo! Aza mahita ny tavako intsony ianao; fa amin’izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao!
malagasy
Ary hoy Farao taminy: Mialà amiko; koa mitandrema, fa aoka tsy hahita ny tavako intsony ianao; fa amin'izay andro hahitanao ny tavako dia ho faty ianao.Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.