Exodus 10:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namaly koa i Mosesy hoe: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Voalazanao, hoy i Môizy, tsy hitranga atỳ anatrehanao intsony tokoa aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Mosesy hoe: –Eny àry! Araka ny efa voalazanao, dia tsy hiseho eto anatrehanao intsony aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namaly koa i Mosesy hoe: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.
malagasy
Ary hoy Mosesy: Marina izay nolazainao; fa tsy hahita ny tavanao intsony aho.