Exodus 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mandà ka tsy mamela ny oloko handeha ianao, indro, hahatonga valala amin’ny taninao rehetra Aho rahampitso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mandà tsy handefa ny vahoakako ianao, indro Aho handefa valala hanenika ny taninao rehetra, rahampitso.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mandà ianao, dia handefasako valala ao amin’ny faritaninao rahampitso.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mandà ka tsy mandefa ny oloko ianao, indro, hahatonga valala amin'ny taninao rehetra Aho rahampitso;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mandà ka tsy mamela ny oloko handeha ianao, indro, hahatonga valala amin’ny taninao rehetra Aho rahampitso.
malagasy
Fa raha mandà ka tsy mandefa ny oloko ianao, indro, hahatonga valala amin'ny taninao rehetra Aho rahampitso;