Exodus 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handrakotra ny tany rehetra ireny ka tsy ho hita ny tany; dia hohaniny ny sisan’ny havandra izay navela ho anareo; hohaniny avokoa ny hazo rehetra any an-tsaha izay maniry ho anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho rakotra azy ny tany, tsy ho hita hirangirana ny tany; holevoniny avokoa ny sisa tsy voa izay navelan’ny havandra ho anareo; hohaniny daholo ny hazo maniry eny an-tsaha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho rakotry ny valala ny tany ka tsy ho hita intsony. Hohaniny ny voly sisa tsy voan’ny havandra, ary tsy hasiany miangana ny hazo maniry rehetra any an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
dia handrakotra ny tany rehetra ireny, ka tsy ho hita ny tany; dia hohaniny ny sisan'ny havandra, izay navela ho anareo, ka hohaniny avokoa ny hazo rehetra izay maniry ho anareo any an-tsaha;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handrakotra ny tany rehetra ireny ka tsy ho hita ny tany; dia hohaniny ny sisan’ny havandra izay navela ho anareo; hohaniny avokoa ny hazo rehetra any an-tsaha izay maniry ho anareo;
malagasy
dia handrakotra ny tany rehetra ireny, ka tsy ho hita ny tany; dia hohaniny ny sisan'ny havandra, izay navela ho anareo, ka hohaniny avokoa ny hazo rehetra izay maniry ho anareo any an-tsaha;