Exodus 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy nampiverina an’i Mosesy sy i Arona hankao amin’i Farao indray ka hoy izy taminy: Mandehana, manompoa NY TOMPO Andriamanitrareo. Nefa iza avy moa no handeha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasaina niverina ho eo amin’i Faraôna i Môizy sy i Aarôna, ka hoy izy taminy: «Mandehana àry, manompoa an’i Iaveh Andriamanitrareo. Iza avy moa no tsy maintsy mankany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa naverina teo amin’ny Farao indray i Mosesy sy i Aharôna ka nilazany hoe: –Mandehana manao fanompoam-pivavahana amin’ny TOMPO Andriamanitrareo, nefa iza sy iza avy moa no handeha aminareo?
Malagasy Bible 1865
Dia nisy nampiverina an'i Mosesy sy Arona hankao amin'i Farao indray: ary hoy izy taminy: Mandehana, manompo an'i Jehovah Andriamanitrareo; nefa iza avy moa no handeha?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy nampiverina an’i Mosesy sy i Arona hankao amin’i Farao indray ka hoy izy taminy: Mandehana, manompoa NY TOMPO Andriamanitrareo. Nefa iza avy moa no handeha?
malagasy
Dia nisy nampiverina an'i Mosesy sy Arona hankao amin'i Farao indray: ary hoy izy taminy: Mandehana, manompo an'i Jehovah Andriamanitrareo; nefa iza avy moa no handeha?