Exodus 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitenena amin’ny olona ka ny lehilahy dia samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin’ny namany avy ary ny vehivavy koa dia hangataka amin’ny namany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ilazao ny vahoaka mba samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena avy, ny lehilahy amin’ny lehilahy mifanolotra aminy; ny vehivavy amin’ny vehivavy mifanolotra aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ambarao amin’ny Israelita fa ny tsirairay na lahy na vavy dia aoka samy hangataka firavaka sy volamena amin’ny Ejiptianina akaiky azy avy.
Malagasy Bible 1865
Koa mitenena amin'ny olona, ary aoka ny lehilahy samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin'ny namany avy, ary ny vehivavy amin'ny namany avy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitenena amin’ny olona ka ny lehilahy dia samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin’ny namany avy ary ny vehivavy koa dia hangataka amin’ny namany avy.
malagasy
Koa mitenena amin'ny olona, ary aoka ny lehilahy samy hangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena amin'ny namany avy, ary ny vehivavy amin'ny namany avy koa.