Exodus 11:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’NY TOMPO nahita fitia teo imason’ny Ejiptiana ny olona. Ary i Mosesy rahateo dia lehilahy nalaza indrindra teo amin’ny tany Ejipta, dia teo imason’ny mpanompon’i Farao sy teo imason’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Iaveh nahita fitia teo imason’ny Ejiptianina ny vahoaka; ary i Môizy aza dia tonga nanan-kaja indrindra tany an-tany Ejipta, na tamin’ny mpanompon’i Faraôna na tamin’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’ny TOMPO nahita sitraka teo imason’ny Ejiptianina ny Israelita. I Mosesy koa dia lehilahy najaina fatratra tany Ejipta na teo amin’ny tandapan’ny Farao na teo amin’ny vahoaka Ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'i Jehovah nahita fitia teo imason'ny Egyptiana ny olona. Ary Mosesy dia lehilahy malaza indrindra teo amin'ny tany Egypta, dia teo imason'ny mpanompon'i Farao sy teo imason'ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia nataon'i Jehovah nahita fitia teo imason'ny Egyptiana ny olona. Ary Mosesy dia lehilahy malaza indrindra teo amin'ny tany Egypta, dia teo imason'ny mpanompon'i Farao sy teo imason'ny vahoaka.