Exodus 11:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Mosesy: Izao no lazain’NY TOMPO: Rehefa tokony ho misasakalina dia hankeo afovoan’i Ejipta Aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Môizy: «Izao no lazain’i Iaveh: Rehefa misasaka ny alina dia handalo hamaky an’i Ejipta Aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Mosesy tamin’ny Farao: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Rehefa tokony ho misasakalina dia hipoitra eo anivon’i Ejipta Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Mosesy: Izao no lazain'i Jehovah: Rehefa tokony ho mamatonalina Izaho hivoaka hankeo afovoan'i Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Mosesy: Izao no lazain’NY TOMPO: Rehefa tokony ho misasakalina dia hankeo afovoan’i Ejipta Aho,
malagasy
Ary hoy Mosesy: Izao no lazain'i Jehovah: Rehefa tokony ho mamatonalina Izaho hivoaka hankeo afovoan'i Egypta,