Exodus 11:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy fidradradradrana mafy manerana ny tany Ejipta manontolo, izay tsy mbola nisy tahaka izany sady tsy hisy tahaka izany intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisy fidradradradrana mafy eran’ny tany Ejipta rehetra, izay tsy mbola nisy toa azy ary tsy hisy tao azy intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanako eran’i Ejipta ny fidradradradrana lehibe izay tsy mbola nisy toa azy, sady tsy hisy ho toa azy intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy fidradradradrana mafy eran'ny tany Egypta rehetra, izay tsy mbola nisy tahaka izany, sady tsy hisy tahaka izany intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy fidradradradrana mafy manerana ny tany Ejipta manontolo, izay tsy mbola nisy tahaka izany sady tsy hisy tahaka izany intsony.
malagasy
Ary hisy fidradradradrana mafy eran'ny tany Egypta rehetra, izay tsy mbola nisy tahaka izany, sady tsy hisy tahaka izany intsony.