Exodus 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Tsy hihaino anareo i Farao, mba hitomboan’ny famantarana izay hataoko eto amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamin’i Môizy nanao hoe: «Tsy hihaino anareo i Faraôna mba hahamaro ny fahagagana hataoko amin’ny tany Ejipta.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Raha toa tsy mihaino anao ny Farao, dia ny mba hahazoako mampitombo ny zava-mahagaga hataoko eo amin’ny taniny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Tsy hihaino anareo Farao, mba hitomboan'ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Tsy hihaino anareo i Farao, mba hitomboan’ny famantarana izay hataoko eto amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Tsy hihaino anareo Farao, mba hitomboan'ny fahagagana izay hataoko eto amin'ny tany Egypta.Ary Mosesy sy Arona nanao ireo fahagagana rehetra ireo teo amin'i Farao; nefa Jehovah nanamafy ny fon'i Farao, ka tsy nandefa ny Zanak'Isiraely hiala tamin'ny taniny izy.