Exodus 12:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, amin’ny hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira, hatramin’ny harivan’ny andro fahiraika amby roapolo amin’ny volana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny volana voalohany, andro fahefatra ambin’ny folo, amin’ny hariva ka hatramin’ny harivan’ny andro faharaika amby roapolo no hihinananareo ny mofo tsy misy lalivay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manomboka ny harivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany ka hatramin’ny harivan’ny andro faha-21 amin’ny volana no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan'ny andro fahiraika amby roa-polo amin'ny volana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro fahefatra amby folo amin’ny volana voalohany, amin’ny hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira, hatramin’ny harivan’ny andro fahiraika amby roapolo amin’ny volana.
malagasy
Amin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, nony hariva, no hihinananareo mofo tsy misy masirasira ambara-paharivan'ny andro fahiraika amby roa-polo amin'ny volana.