Exodus 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity volana ity no volana voalohany ho anareo; ho volana voalohany amin’ny taona ho anareo izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ity volana ity no aoka ho fiandoham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin’ny taona izany ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ity volana ity aminareo no ho volana voalohany, ka izy no hataonareo fiandohan’ny taona.
Malagasy Bible 1865
Ity volana ity ho voaloham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin'ny taona ho anareo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity volana ity no volana voalohany ho anareo; ho volana voalohany amin’ny taona ho anareo izany.
malagasy
Ity volana ity ho voaloham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin'ny taona ho anareo izy.