Exodus 12:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin’izay itoeranareo rehetra avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy hihinana mofo misy lalivay ianareo; ao amin’ny tranonareo rehetra dia mofo tsy misy lalivay no hohaninareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy azonareo hanina ny sakafo misy ny leviora rehetra. Na aiza na aiza no hitoeranareo dia mofo tsy misy leviora no hohaninareo.»
Malagasy Bible 1865
Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo; fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin'izay itoeranareo rehetra avy ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin’izay itoeranareo rehetra avy.
malagasy
Tsy hihinana na inona na inona izay misy masirasira ianareo; fa samy hihinana mofo tsy misy masirasira ao amin'izay itoeranareo rehetra avy ianareo.