Exodus 12:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ny loholon’ny Israely rehetra i Mosesy ka hoy izy taminy: Mandehana ianareo dia makà ondry ho anareo araka ny fokom-pirenenareo avy ka vonoy ny Paska.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novorin’i Môizy ny loholona rehetra amin’i Israely, ka nilazany hoe: «Mifidiana sy makà zanak’ondry iray ho an’ny fianakavianareo, ka vonoy ny Paka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso ny loholon ’i Israely rehetra i Mosesy ka nanao taminy hoe: –Mandehana ianareo ka makà zanakondry na zanakosy ho an’ny fianakavianareo avy, dia vonoy ho sakafo Paska.
Malagasy Bible 1865
Dia nampanalain'i Mosesy ny loholon'ny Isiraely rehetra, ka hoy izy taminy: Mandehana ianareo ka makà ondry ho anareo araka ny fokom-pirenenareo avy, ka vonoy ny Paska.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ny loholon’ny Israely rehetra i Mosesy ka hoy izy taminy: Mandehana ianareo dia makà ondry ho anareo araka ny fokom-pirenenareo avy ka vonoy ny Paska.
malagasy
Dia nampanalain'i Mosesy ny loholon'ny Isiraely rehetra, ka hoy izy taminy: Mandehana ianareo ka makà ondry ho anareo araka ny fokom-pirenenareo avy, ka vonoy ny Paska.