Exodus 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa handeha hamely ny Ejiptiana NY TOMPO; ary raha mahita ny ra eo amin’ny tataom-baravarana sy ny tolàna roa NY TOMPO dia handalo fotsiny ny varavarana ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hiteny amin’i Ejipta i Iaveh hamely azy, ary rehefa mahita ny ra eo amin’ny tatao aman-tolàm-baravarana roa, dia handalo fotsiny ny varavaranareo i Iaveh, ary tsy hamela ny mpandringana hiditra hamely ao an-tranonareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa handalo mba hanafay ny Ejiptianina ny TOMPO; koa raha mahita ny ra eo amin’ny tataom-baravarana sy ny tolam-baravarana roa ny TOMPO dia handalo ny varavaranareo fotsiny fa tsy hamela ny areti-mandringana hiditra ao an-tranonareo.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah handeha hamely ny Egyptiana; ary raha mahita ny rà eo amin'ny tataom-baravarana sy ny tolana roa Jehovah, dia handalo ny varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa handeha hamely ny Ejiptiana NY TOMPO; ary raha mahita ny ra eo amin’ny tataom-baravarana sy ny tolàna roa NY TOMPO dia handalo fotsiny ny varavarana ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo hamely anareo ny mpandringana.
malagasy