Exodus 12:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitandrina izany zavatra izany ianareo ho lalàna maharitra ho anareo sy ho an’ny taranakareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Didy hotandremanareo izany, ho zavatra nalahatra haharitra mandrakizay, ho anareo sy ny taranakareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo io zavatra io mba ho lalàna raikitra ho anareo sy ny taranakareo hatrany hatrany.
Malagasy Bible 1865
Ary hitandrina izany zavatra izany, ianareo ho lalàna ho anareo sy ho an'ny taranakareo mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitandrina izany zavatra izany ianareo ho lalàna maharitra ho anareo sy ho an’ny taranakareo.
malagasy
Ary hitandrina izany zavatra izany, ianareo ho lalàna ho anareo sy ho an'ny taranakareo mandrakizay.