Exodus 12:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tonga any amin’ny tany izay homen’NY TOMPO anareo araka izay nolazainy ianareo dia tandremo izany fanompoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafiditra any amin’ny tany homen’i Iaveh anareo ianareo, araka ny nampanantenainy, dia hotandremanareo izany fomba masina izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa tafiditra ao amin’ny tany izay efa nampanantenain’ny TOMPO homena anareo ianareo, dia tandremo io fanompoam-pivavahana io.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga any amin'ny tany izay homen'i Jehovah anareo araka izay nolazainy ianareo, dia tandremo izany fanompoana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tonga any amin’ny tany izay homen’NY TOMPO anareo araka izay nolazainy ianareo dia tandremo izany fanompoana izany.
malagasy
Ary rehefa tonga any amin'ny tany izay homen'i Jehovah anareo araka izay nolazainy ianareo, dia tandremo izany fanompoana izany.