Exodus 12:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’izao fanompoana ataonareo izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no hambaran’izao fomba masina izao aminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha manontany anareo ny anton’izany ny zanakareo,
Malagasy Bible 1865
Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton'izao fanompoana ataonareo izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’izao fanompoana ataonareo izao?
malagasy
Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton'izao fanompoana ataonareo izao?