Exodus 12:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha ny Zanak’Israely ka nanatanteraka izany. Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy i Arona no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary lasa nandeha ny zanak’i Israely ary nanantanteraka izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy sy i Aarôna; izany no nataony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia lasa izy ireo ka nanatanteraka araka izay rehetra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy sy i Aharôna.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nandeha ny Zanak'Isiraely ka nanao izany; araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy Arona no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha ny Zanak’Israely ka nanatanteraka izany. Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy i Arona no nataony.
malagasy
Ary dia nandeha ny Zanak'Isiraely ka nanao izany; araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy Arona no nataony.