Exodus 12:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola alina dia nifoha i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejiptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Ejipta satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifoha iny alina iny ihany i Faraôna sy ny mpanompony mbamin’ny Ejiptianina rehetra, ka fidradradradràna lozan-tany no re eran’i Ejipta, fa tsy nisy trano tsy nisy maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io alina io dia nifoha ny Farao sy ny tandapany ary ny Ejiptianina rehetra fa nisy fidradradradrana mafy nanerana an’i Ejipta, satria ny trano rehetra dia nisy maty avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola alina dia nifoha i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny Ejiptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Ejipta satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.
malagasy
Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana.