Exodus 12:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny ondry aman’osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo ka mandehana; ary mba tsofy rano aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ento ny ondry mbamin’ny ombinareo, araka ny voalazanareo. Mandehana ka mba tsofy rano aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ento avokoa ny biby fiompinareo araka ny teninareo, ka mandehana any. Ary mba tsofy rano koa aho.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ondry aman'osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo, ka mandehana; fa mba tsofy rano aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny ondry aman’osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo ka mandehana; ary mba tsofy rano aho!
malagasy
Ary ny ondry aman'osinareo sy ny ombinareo dia ento koa araka izay efa nolazainareo, ka mandehana; fa mba tsofy rano aho.