Exodus 12:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandodona ny olona ny Ejiptiana ka nampandeha azy haingana hiala tamin’ny tany satria hoy izy: Ho faty avokoa izahay rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nododonan’i Ejiptianina erỳ ny vahoaka, fa maika handefa azy hiala amin’ny tany ireo, fa hoy izy: «Maty avokoa izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandodona ny Israelita ny Ejiptianina ka nandroaka azy hiala faingana teo amin’ny tany, satria nihevitra izy ireo fa ho faty avokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nandodona ny olona ny Egyptiana ka nampandeha azy faingana hiala tamin'ny tany, satria hoy izy: Maty avokoa izahay rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandodona ny olona ny Ejiptiana ka nampandeha azy haingana hiala tamin’ny tany satria hoy izy: Ho faty avokoa izahay rehetra!
malagasy
Dia nandodona ny olona ny Egyptiana ka nampandeha azy faingana hiala tamin'ny tany, satria hoy izy: Maty avokoa izahay rehetra.