Exodus 12:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanaraka ny tenin’i Mosesy ny Zanak’Israely ka nangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana tamin’ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nanao araka ny voalazan’i Môizy taminy ny zanak’i Israely, fa nangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana tamin’ny Ejiptianina izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao araka izay nolazain’i Mosesy ny Israelita ka nangataka firavaka volafotsy sy volamena ary fitafiana tamin’ny Ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nanao araka ny tenin'i Mosesy ka nangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana tamin'ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanaraka ny tenin’i Mosesy ny Zanak’Israely ka nangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana tamin’ny Ejiptiana.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nanao araka ny tenin'i Mosesy ka nangataka firavaka volafotsy sy firavaka volamena ary fitafiana tamin'ny Egyptiana.