Exodus 12:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nataon’NY TOMPO nahita fitia teo imason’ny Ejiptiana ny olona ka nomen’ireo azy izay nangatahiny. Nofoanany tamin’izany ny Ejiptiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’i Iaveh nahita fitia teo imason’ny Ejiptianina ny vahoaka, ka nahazo izay nangatahiny. Nanongaka babo tamin’ny Ejiptianina izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataon’ny TOMPO nahazo sitraka tamin’ny Ejiptianina ka nahazo izay rehetra nangatahiny; ary nofoanan’izy ireo mihitsy ny teo an-tanan’ny Ejiptianina.
Malagasy Bible 1865
Ary nataon'i Jehovah nahita fitia teo imason'ny Egyptiana ny olona, ka nomen'ireo azy izay nangatahiny, ka dia nofoanany ny Egyptiana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nataon’NY TOMPO nahita fitia teo imason’ny Ejiptiana ny olona ka nomen’ireo azy izay nangatahiny. Nofoanany tamin’izany ny Ejiptiana.
malagasy
Ary nataon'i Jehovah nahita fitia teo imason'ny Egyptiana ny olona, ka nomen'ireo azy izay nangatahiny, ka dia nofoanany ny Egyptiana.