Exodus 12:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy olona maro samihafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman’osy sy omby, dia fananana be tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy koa olona be dia be, samihafa karazana, niara-niakatra taminy, mbamin’ny andian’ondry aman’omby maro be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa olona maro hafa fiaviana niara-nandeha tamin’izy ireo. Ombàn’ny ondry aman’osy sy omby amin’andiany be dia be.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy olona maro samy hafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman'osy sy omby, dia fananana be indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy olona maro samihafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman’osy sy omby, dia fananana be tokoa.
malagasy
Ary nisy olona maro samy hafa firenena koa niara-niakatra taminy, ary ondry aman'osy sy omby, dia fananana be indrindra.