Exodus 12:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny andro nitoeran’ny Zanak’Israely tany Ejipta dia telopolo sy efajato taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Telopolo sy efajato taona no nitoeran’ny zanak’i Israely tany Ejipta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny 430 taona no nivahinian’ny vahoaka Israelita tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nitoeran'ny Zanak'Isiraely tany Egypta dia telo-polo amby efa-jato taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny andro nitoeran’ny Zanak’Israely tany Ejipta dia telopolo sy efajato taona.
malagasy
Ary ny andro nitoeran'ny Zanak'Isiraely tany Egypta dia telo-polo amby efa-jato taona.