Exodus 12:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tapitra ny telopolo sy efajato taona dia tamin’izany andro izany indrindra no nivoahan’ireo antoko rehetra izay an’NY TOMPO avy tany amin’ny tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa afaka ny telopolo sy efajato taona, iny andro iny indrindra, dia nivoaka niala tamin’ny tany Ejipta ny tafik’i Iaveh rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nifarana ny 430 taona, dia tamin’io andro io indrindra no nivoaka am-pilaminana avy tao Ejipta ny vahoakan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tapitra ny telo-polo amby efa-jato taona, dia tamin'izany andro izany indrindra no nivoahan'ny antokony rehetra izay an'i Jehovah tamin'ny tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tapitra ny telopolo sy efajato taona dia tamin’izany andro izany indrindra no nivoahan’ireo antoko rehetra izay an’NY TOMPO avy tany amin’ny tany Ejipta.
malagasy
Ary rehefa tapitra ny telo-polo amby efa-jato taona, dia tamin'izany andro izany indrindra no nivoahan'ny antokony rehetra izay an'i Jehovah tamin'ny tany Egypta.