Exodus 12:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpanompolahy rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao hahazo hihinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny andevolahy novidim-bola rehetra hoforàna hihinana aminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny mpanompo izay novidina dia mahazo mandray anjara amin’ny sakafo rehefa voafora.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andevolahin'ny olona rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao mba hihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpanompolahy rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao hahazo hihinana.
malagasy
Ary ny andevolahin'ny olona rehetra izay novidim-bola dia hoforana aloha vao mba hihinana.