Exodus 12:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vahiny sy ny mpikarama kosa dia tsy mba hihinana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny miorim-ponenana sy ny mpikarama tsy hihinana aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny vahiny sy ny mpikarama isan’andro dia tsy mahazo mihinana aminy.
Malagasy Bible 1865
Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vahiny sy ny mpikarama kosa dia tsy mba hihinana azy.
malagasy
Ny vahiny sy ny mpikarama tsy mba hihinana azy.