Exodus 12:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ao amin’ny trano iray ihany no hihinanana azy; tsy hamoahanao eny alatrano akory ny hena, ary tsy hisy hotapahinareo ny taolany na dia iray aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao an-trano ihany no hihinanana azy; ny nofony tsy havoaka ny trano, ny taolany tsy hotapahina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ao an-trano iray ihany no hihinana ny hena fa tsy azo avoaka any ivelany. «Tsy hisy hotapahinareo ny taolan’ilay biby.
Malagasy Bible 1865
Ao an-trano iray no hihinanana azy; tsy hamoahanao eny ala-trano akory ny hena, ary tsy hisy hotapahinareo ny taolany na dia iray aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ao amin’ny trano iray ihany no hihinanana azy; tsy hamoahanao eny alatrano akory ny hena, ary tsy hisy hotapahinareo ny taolany na dia iray aza.
malagasy
Ao an-trano iray no hihinanana azy; tsy hamoahanao eny ala-trano akory ny hena, ary tsy hisy hotapahinareo ny taolany na dia iray aza.