Exodus 12:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiangonan’ny Israely manontolo no hitandrina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fiangonan’i Israely rehetra hanao ny Paka avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ny fiangonana israelita tsivakivolo no samy hankalaza ny fety Paska.
Malagasy Bible 1865
Ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, hitandrina izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiangonan’ny Israely manontolo no hitandrina izany.
malagasy
Ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, hitandrina izany.