Exodus 12:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lalàna iray no ho amin’ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalàna iray ihany no ho an’ny tompon-tany sy ny vahiny mitoetra eo aminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Fepetra mitovy no ampiharina amin’ny Israelita sy ny vahiny valovotaka eo amin’ny taninareo.»
Malagasy Bible 1865
Lalàna iray no ho amin'ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lalàna iray no ho amin’ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo.
malagasy
Lalàna iray no ho amin'ny tompon-tany sy ny vahiny izay mitoetra eo aminareo.