Exodus 12:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notanterahin’ny Zanak’Israely rehetra izany. Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy i Arona no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’ny zanak’i Israely rehetra izay nandidian’i Iaveh an’i Môizy sy i Aarôna; izany no nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanatanteraka araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy sy i Aharôna ny Israelita rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'ny Zanak'Isiraely rehetra izany: araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy Arona no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notanterahin’ny Zanak’Israely rehetra izany. Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy i Arona no nataony.
malagasy
Dia nataon'ny Zanak'Isiraely rehetra izany: araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy Arona no nataony.Ary tamin'izany andro izany indrindra no nitondran'i Jehovah ny Zanak'Isiraely nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony.