Exodus 12:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany indrindra no nitondran’NY TOMPO ny Zanak’Israely nivoaka ny tany Ejipta araka ny antokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izany andro izany indrindra no namoahan’i Iaveh tamin’ny tany Ejipta ny zanak’i Israely voalamina isan-tokony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka tamin’io andro io indrindra no navoakan’ny TOMPO tamim-pilaminana avy tany Ejipta ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany indrindra no nitondran'i Jehovah ny Zanak'Isiraely nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany indrindra no nitondran’NY TOMPO ny Zanak’Israely nivoaka ny tany Ejipta araka ny antokony.
malagasy
Ary tamin'izany andro izany indrindra no nitondran'i Jehovah ny Zanak'Isiraely nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta araka ny antokony.