Exodus 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hotahirizinareo hatramin’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity izany; dia hamono azy amin’ny hariva ny fiangonan’ny Israely manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hotananareo izy hatramin’ny andro fahefatra ambin’ny folon’io volana io, vao samy hamono azy ny fiangonan’i Israely rehetra, amin’ilay àty takariva iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hotehiriziko hatramin’ny andro faha-14 amin’ity volana ity izany, ka ny harivan’io andro io dia samy hamono azy ny fiangonana israelita manontolo.
Malagasy Bible 1865
ary hotehirizinareo izy hatramin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity; dia hamono azy amin'ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hotahirizinareo hatramin’ny andro fahefatra amby folo amin’ity volana ity izany; dia hamono azy amin’ny hariva ny fiangonan’ny Israely manontolo.
malagasy
ary hotehirizinareo izy hatramin'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity; dia hamono azy amin'ny hariva ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra.