Exodus 14:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nanakaiky i Farao dia natopin’ny Zanak’Israely ny masony ka indreo ny Ejiptiana tamy manenjika azy. Dia raiki-tahotra indrindra ny Zanak’Israely ka nitaraina tamin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby akaiky i Faraôna, natopin’ny zanak’i Israely ny masony, dia indreo tamy nanaraka azy ny Ejiptianina, ka raiki-tahotra mafy ny zanak’i Israely, sy velon-taraina tamin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natopin’ny Israelita ny masony ka indreny ny Ejiptianina tamy manenjika azy, ary ny Farao dia efa mby akaiky. Raiki-tahotra loatra ny Israelita ka niantsoantso ny TOMPO
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa mby akaiky Farao, dia natopin'ny Zanak'Isiraely ny masony, ka, indreo, ny Egyptiana tamy manenjika azy; dia raiki-tahotra indrindra ny Zanak'Isiraely ka nitaraina tamin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nanakaiky i Farao dia natopin’ny Zanak’Israely ny masony ka indreo ny Ejiptiana tamy manenjika azy. Dia raiki-tahotra indrindra ny Zanak’Israely ka nitaraina tamin’NY TOMPO.
malagasy
Ary rehefa mby akaiky Farao, dia natopin'ny Zanak'Isiraely ny masony, ka, indreo, ny Egyptiana tamy manenjika azy; dia raiki-tahotra indrindra ny Zanak'Isiraely ka nitaraina tamin'i Jehovah.